Alahady 22 septambra, alahady faha-25 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Nicolas no nitondra ny Sorona Masina ary nanotrona azy i aumônier. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.