Alahady 22 septambra, alahady faha-25 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I aumônier sy mompera Nicolas no nanolotra ny Sorona Masina ary ny ELVIR no nanomana sy nentana ny litorjia.