Tsy toy ny fanao taloha teny amin'ny Kianjan'i San Giovanni ny fankalazana ny "Festa dei Popoli" ankehitriny fa natao isaky ny "prefetture" misy ireo paroasy isan-tsokajiny.
Tao amin'ny bazilikan'ny Santi XII Apostoli no nisy ny fanasana antsika noho izany.