Teny amin'ny bazilikan'ny Santi XII Apostoli tokoa ny solontena vitsivitsy avy amin'ny Ankohonana androany alahady 27 oktobra tolakandro, nandray anjara tamin'ny hetsika "Festa dei Popoli 2024", izay tsy niarahana tambabe toy ny fanao taloha teny amin'ny Kianjan'i San Giovanni intsony, fa natao isaky ny "prefettura".































































