Alahady 17 novambra, alahadin'ny Vokatra, taona 2024

 

Ny Fikambanan'ny pretra La Salette no nampiantrano antsika omaly alahady 17 novambra. Toy ny mahazatra dia natomboka tamin'ny Sorona Masina notarihan'i mompera Faly ny fotoana, niaraka tamin'ny pretrantsika maromaro sy i diakra Rémi. Ny MDMK kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Mankasitraka antsika rehetra tamin'izay foinareo entina hanasoavana ny Ankohonana tamin'ny alalan'iny vokatra iny.