Alahady 1 oktobra, faha-26 mandavan-taona, nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja

Andro natokan'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja eto Italia mba hiarahana sy hihaonana tamin'ny evekan'Ambanja, Mgr Donatien, ity alahady ity ka niova tamin'ny mahazatra. Izy ireo noho izany no nanomana sy nanentana ny litorjia.