Alahady 23 martsa, alahady faha-3 amin'ny Karemy, nanaovana ny Fihatahana masina iomanana amin'ny Paka
Voady mandrakizay nataon'i Fr Jean Félix, PDP
Alahady 19 janoary, alahady faha-2 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Ho an'ny Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani
Alahady 12 janoary, nankalazan'i mompera Jaovelo ny faha-50 taona naha-pretra azy
Alahady 29 desambra, alahady aorian'ny nahaterahan'ny Tompo
Noely 2024 nentanin'ny Antoko Mpihiran'ny Ankohonana
Alahady 22 desambra, alahady faha-4 amin'ny Fiaviana nentanin'ny ELVIR
Alahady 15 desambra, alahady faharoa amin'ny Fiaviana nentanin'ny MDMK
Voady mandrakizay nataon'i Fr Clariel, ocd
Alahady 8 desambra, Fiatahana Masina tany Teramo ho fiomanana amin'ny Noely
Alahady 1 desambra, alahady voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 17 novambra, alahadin'ny Vokatra, taona 2024
Alahady 3 novambra, alahady faha-31 mandavantaona nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Festa dei Popoli isaky ny Fivondronam-pokontany
Alahady 20 oktobra niarahana tamin'ny Zanaky ny Diosezin' Ambanja
Fandraisan'ny Ankohonana anjara tamin'ny Mission Sunday nokarakarain'ny Fikambanana SDV
Alahady 6 oktobra, alahady faha-27 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 29 septambra, nankalazan'ny Ankohonana ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo mpiahy azy
Alahady 22 septambra, alahady faha-25 mandavantaona nentanin'ny ELVIR