Alahady 8 martsa, alahady faha-3 amin'ny karemy nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy

 

Ity alahady ity no nanatontosan'ny Ankohonana ny Fiatahana Masina iomanana amin'ny Paka. I mompera Mamy no nitarika ny Sorona Masina. Maro ihany koa ireo pretra rahalahiny niara-nanolotra izany taminy. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.