Alahady 25 janoary, alahady faha-3 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Fulgence, Toky ary i aumônier. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia ary nitondra ny Tenin'Andriamanitra izay nankalazaina androany.