Alahady 1 martsa, alahady faha-2 amin'ny karemy nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mgr Jean-Claude, evekan'i Miarinarivo no nitarika ny Sorona Masina. Niara-nanolotra izany taminy i mgr Pascal, evekan'Antsirabe sy ny pretra maromaro eto Roma sy ny manodidina. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.