Satria moa manokana herinandro ho an'ny Firaisam-pinoana ny Eglizy isan-taona - Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani - izay atao eo anelanelan'ny 18 ka hatramin'ny 25 janoary, dia nanatontosana izany niaraka tamin'ny fiangonana rahavavy VOMM-FJKM isika androany tao amin'ny Ankohonana, no sady mba fihaonan'ny mpianakavy etý am-panombohana ny taona vaovao.







