Alahady 29 desambra, alahady aorian'ny nahaterahan'ny Tompo

 

I mompera Eugène no nanolotra ny Sorona Masina ary ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.