Alahady 15 desambra, alahady faharoa amin'ny Fiaviana nentanin'ny MDMK

 

I mompera Fulgence no nitarika Sorona Masina notronon'ny pretrantsika maromaro. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.