Mirary soa indrindra an'i masera Angelina di Santa Teresa del Bambino Gesù sy masera Angelina di Cristo Re tamin'ny nahatontosan'izy ireo ny voady mandrakizay, ny sabotsy 27 jona lasa teo. Mba ho feno ny fahasoavan'ny Tompo izy ireo izy ireo sy hotafiany fahamasinana hatrany, ho tena mpanompoNy mahafatra-po.
Mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona sy nitrotro azy ireo am-bavaka.








