Voady mandrakizay ataon'ireo frera trinitera telo mirahalahy

 

Ny Fianakaviamben'ny Trinitera dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka sy hanotrona an'i Fr Séraphin, Marcellin ary Max Daudet amin'ny voady mandrakizay hataon'izy ireo ao amin'ny eglizin'i S. Tommaso in Formis, via di San Paolo della Croce (via della Navicella, Rione Celio) ny alahady 4 septambra 2011 amin'ny 6 ora hariva.

PS :  nisy fiovana io ora amin'ny fanasana teo aloha fa tsy amin'ny 5 intsony fa amin'ny 6 ora hariva (ore 18)