Alahady 23 novambra, alahady faha-34 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Toky no nitarika ny Sorona Masina ary niara-nanolotra izany taminy i mgr Fidelis, ry mompera Barnabé, Nicolas, Rémi, José, Joslin sady nitendry ny vatamaroafitsoka, ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.