Nampidirin'i rondro ny Mon, 08/12/2025 - 23:50 I mompera Eugène no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'i aumônier. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.