Alahady 19 janoary, alahady faha-2 mandavantaona nentanin'ny MDMK

 

I mompera Eugène no nitarika ny Sorona Masina ary ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Teny amin'ny tranon'ny Fikambanandr'i masera CIM no nanaovana izany. Niaraka nizara tohan'aina rehefa vita ny Sorona Masina satria mbola nanana ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana isika ny tolakandro.