Ho an'ny Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani

 

Notontosaina androany 19 janoary koa ny fotoambavaka niarahana tamin'ny fiangonana rahavavy VOMM-FJKM eto Roma, nanamarihantsika ny Settimana di Preghiera per l'Unità dei Cristiani.

Nararaotina ihany koa izany hifampiarahabana amin'ny taona vaovao, sy nanomezana vatomamy ireo ankizy izay tsy vita tamin'ny fotoan'ny Noely.