Nampidirin'i rondro ny Sun, 18/06/2023 - 21:41 I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Nicolas, Laurent, Narindra ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.