Nampidirin'i rondro ny Sun, 16/07/2023 - 22:34 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, izay niarahany nanolotra tamin-dr'i mompera Narindra sy Barnabé. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.