Alahady 26 novambra, fankalazana an'i Kristy Mpanjaka nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Faly no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.