Alahady 31 desambra, alahady aorian'ny Nahaterahan'ny Tompo nentanin'ny MDMK

 

I mompera Joslin no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Abel, Mamy ary Laurent. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.