Alahady 1 janoary, alahady ho an'i Masina Maria Renin' Andriamanitra

 

Samy mbola reraky ny korana niandrasana sy nandraisana ny taona vaovao moa ny ankamaroantsika ka 16 mianadahy ihany izahay no tao. Teny amin'ny ôtely izahay noho izany, nanatrika ny Sorona Masina notarihan'i mompera Faly izay notronin-dr'i mompera Laurent, Etienne ary ...