Nampidirin'i rondro ny Sun, 15/12/2024 - 17:51 Arahabaina indrindra ianao, Fr Clariel, nahatontosa soa amantsara ny voady mandrakizay omaly 14 desambra, tao amin'ny Istituto Teresianum eto Roma. Isaorana ianareo rehetra nitondra izany am-bavaka sy ireo nahafoy fotoana ka tonga nanotrona azy.