Nampidirin'i rondro ny Mon, 01/04/2024 - 01:09 Tafatsangana ny Tompo, aleloia,aleloia ! I mompera Joslin sy mompera Faly no nanolotra ny Sorona Masina ary ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.