Nampidirin'i rondro ny Wed, 25/12/2024 - 23:43 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina notronin'ireo pretrantsika maromaro eto Roma sy ny manodidina. Ny Antoko Mpihiran'ny Ankohonana, izay nitsangana vao tsy ela izay, no nanomana sy nanentana ny litorjia.