Alahady 10 martsa, alahady faha-4 amin'ny karemy sady Fihatahana masina iomanana amin'ny Paka

 

Velan-kevitra fampandinihana nataon'i mompera Joslin no nanombohana ny fotoana, nisy ihany koa ny fandraisana ny Sakramentan'ny Fampihavanana, ny Làlan'ny Hazo Fijaliana ary Sorona Masina izay notarihan'i mompera mamy niaraka tamin'ireo pretra tonga namonjy ity Fihatahana Masina ity. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Tolorana fisaorana ny Fikambanana Cœur immaculé de Marie nampiantrano antsika.