I mompera Nicolas no nitarika ny Sorona Masina amin'ity Alahady natokan'ny Fiangonana hankalazana ny sitrapon'Andriamanitra ity. Nanotrona azy tamin'izany ry mompera Fulgence, Barnabé, Eugène, Joslin sady nitendry ny vatamaroafitsoka ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.

















