Alahady 24 martsa, alahadin'ny Sampankazo nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Barnabé sy mompera Nicolas no nanolotra ny Sorona Masina ary ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.