Alahady 17 mey, alahady faha-6 fankalazana ny Paka nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja

Pretrantsika maromaro eto Roma sy ny manodidina no niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i mgr Fidélis, evekan'Ambositra. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.