Alahady 7 jona, alahady manaraka ny Trinite Masina nentanin'ny MDMK

 

I mompera Germain no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Toky, Eugène ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.