Alahady 5 jolay, alahady faha-14 nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, nanotrona azy ry mompera Fulgence, Barnabé, Rémi ary Jemse. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.