Alahady 7 jolay, alahady faha-14 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera Fresie sy mompera Eugène. Ny litorjjia dia nomanina sy nentanin'ny Ekipa Solida.