Nampidirin'i rondro ny Mon, 17/02/2025 - 18:21 I mgr Donatien no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin-dr'i mompera Faly, Fulgence, Tojo, Jose ary i aumônier. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.