Alahady 23 febroary, alahady faha-7 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

Notarihan'i mompera Nicolas ny Sorona Masina ary nanotrona azy i mompera José sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.