I mompera Eugène no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ireo pretrantsika vitsivitsy. Ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Taorian'ny Sorona Masina dia notontosaina ny fifidianana ireo mpikambana anatin'ny biraon'ny Ankohonana mandritra ny 4 taona manaraka, araka ny hita amin'ny sary.
























