I masera Maria Annie di Gesù (Sahondra Ramanantsoa al secolo), ao amin'ny Fikambanan-dr'i masera Santissima Trinità, dia hankalaza ny jobily volafotsy naha-relijiozy azy,
ny sabotsy 7 desambra 2024 ho avy izao amin'ny 6 ora hariva,
ao amin'ny paroasin'i Santo Stefano Protomartire,
piazza Aldo Moro 2 - 26010 Bagnolo Cremasco (Lombardia).
Ka mangataka fiombonam-bavaka amintsika izy, ary indrindra hanotrona azy amin'izany andro lehibe izany ho an'izay monina tsy lavitra an'i Crema misy azy iny.
Tongava soa ilay andro lehibe, masera, ary mirary soa ho anao hatrany ny Ankohonana