Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Noely 2024 ny Ankohonana Rasoamanarivo eto Roma. Hahatsapantsika bebe kokoa ny fitiavan'Andriamanitra antsika tsirairay anie ny fandraisana an'i Jesoa zazakely ao an-tranonomby sy ao am-pontsika ao. Izany fitiavana izany no henentana antsika amin'ny famakivakiana ny taon-jôbily 2025. "Auguri".