Alahadin'ny Paka 2025 nentanin'ny M.D.M.K

 

I mompera Faly, zoky am-panahin'ny vondrona M.D.M.K, no nitarika ny Sorona Masina. Niara-nanolotra izany taminy ry mompera Fulgence, Augustin, Julien, i aumônier ary ry frera diakra Rémi sy Fabrice. Ny M.D.M.K kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.