Nampidirin'i hanitra ny Wed, 30/04/2025 - 19:15 Alahady natokana ho an'ny famindrampo io alahady io. I mompera Nicolas no nitarika ny Sorona Masina. Niara-nanolotra izany taminy ry mompera Fulgence, Barnabé, Eugène, Joslin ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.