Alahady 19 oktobra, fankalazana ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo mpiahy ny Ankohonana

 

I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'ny pretrantsika maromaro miasa sy mianatra eto Italie. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.