Aalahady 29 martsa - Sampankazo nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I mompera Thierry no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera ... sy i aumônier. Ny Fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Ny tolakandro kosa no nanaovana ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahasiarovana ny andron'ny 29 martsa 1947.