Alahady 10 desambra, fiatahana masina iomanana amin'ny Noely

 

Nahafapo ny rehetra ny anio satria sady nahazo aim-panahy no nahay niaina tanaty hafaliana sy fiombonana nandritra ireo fotoana nahafahana nanao izany (sakafo, hira miaraka, fifampizarana, sns).