Alahady 10 martsa, fiatahana masina teny amin'ny fikambanan-dry masera SIM

 

Tontosa soa aman-tsara ny fiatahana masina fanaon'ny Ankohonana hiomanana amin'ny Paka ary isaorana ny fikambanan'ny masera SIM nampiantrano izany. I mompera Mamy no nitarika ny Sorona Masina ary ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.