Alahady 10 mey, alahady faha-6 fankalazana ny Paka nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Nampidirin'i rondro ny Sun, 17/05/2026 - 22:46
I mompera Michel no nitarika ny Sorona Masina, notronin'ireo rahalahiny vitsivitsy. Ny Fiombonan'n Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia,