Alahady 10 septambra, alahady faha-23 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy ny Relijiozy

 

I mompera Etienne no nitarika ny Sorona Masina, ary nanotrona azy mompera Désiré sy i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.