Alahady 11 febroary, alahadim-bokatra ho an'ny Ankohonana

 

Tontosa soa aman-tsara ny Vokatra fanaon'ny Ankohonana isan-taona mba ho famantsiantsika ny kitapom-bolantsika ho entina miatrika ireo adidy maro isan-karazana, ka isaorana ny rehetra.

Natomboka tamin'ny Sorona masina notarihin'i aumônier iny tontoloandro iny ary nofaranana, ny Fiombonan'ny Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia. Ary nofaranana tamin'ny koranam-pianakaviana mahazatra antsika taorian'ny lavanty sy sakafo.