Alahady 11 jona, alahadin'ny Sakramenta Masina nentanin'ny Fiombonan'ny relijiozy

 

I Mompera Etienne no nitarika ny Sorona Masina ary ny Fiombonan'ny pretra sy ny relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia. Fitsingerenan'ny andro nahaterahan'i mompera Barnabe sy mompera Faly koa io alahady io ka naredona erý ny hira fisaorana.