Nampidirin'i hanitra ny Tal, 22/07/2025 - 16:04 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'i mompera Fulgence sy mompera Barnabé. Ny Fiombonan'ny Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny litorjia.